501
| 501 Amin'ny kalandrie hafa | |
| kalandrie Gregoriana | 501 DI |
| Ab urbe condita | 1254 |
| kalandrie Armenianina | N/A |
| Kalandrie sinoa | 3197–3198 |
| Calendario ebreo | 4261–4262 |
| Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
556–557 423–424 |
| Kalandrie persana | 121 BP – 120 BP |
| kalandrie arabo | 125 BH – 124 BH |
| kalandrie Ronika | 751 |
Zava-nitranga
- Sina : ny mpanjaka Xuanwudi dia nandraoka (requisition) olona 5 hetsy mba hanamboatra ny renivohiny Luoyang.
- India : Pushyabhitu, mpanjakan'i Thaneshwar, dia namorona ny dinastian'ny Vardhamana nankaha tao Thaneshwar akaikin'i Lahore. i Prabhakara-Vardhana, anisan'ny handimby azy, zanaka printsesy Gupta, dia namelatra ny fianjadiany avy nandresy ny Hiona.