Atlasy
Atlas | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Atlas | ||
Teraka | Tsy fantatra | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
Atlasy dia titàna amin'ny angano grika. Araka ny angano grika, dia voahelok'i Zeosy hibaby ny lanitra amin'ny sisiny andrefan'izao tontolo izao amin'ny sorony mandrakizay izy. Niova ny tantara taty aoriana ary lazaina fa mibaby ny bolantany izy.
Ny fiainany manokana
I Iapetosy no rainy. Ny zanany dia Asteropê, Meropê, Elektra, Maia, Taigetê sy Kelaino ary Alkionê. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Prometeosy, Menoitiosy, Epimeteosy.
Jereo koa
- Biôgrafia
- Haiangano grika
- Pleiada (angano)
Rohy ivelany
- Ao amin'i Freebase: [1]