Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
Ny Barselona dia tanàna any Espaina, Izy no renivohitra ny Katalonia. Izy koa ny renivohitra ny faritan'ny Barselona, sady renivohitra ara-tantara sy ekonomika ny Katalonia koa izy.