Ny Distrikan' Ambilobe dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 15 ity distrika ity ary manana velarantany mirefy 7 714 km².
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambilobe: