Distrikan' Isandra
Distrikan'Isandra | ||
Velarantany | 1 450 km2 | |
Isam-ponina | 151 056[1] mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Matsiatra Ambony |
Ny Distrikan' Isandra dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay afovoan' ny Faritra Matsiatra Ambony, ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-42 izay mampitohy an' i Fianarantsoa amin' Ikalamavony.
Kaominina
- Ambalamidera Ambohimanana
- Ambalamidera II
- Ambondrona
- Andoharanomaintso
- Andreamalama
- Anjoma Itsara
- Ankarinarivo Manirisoa
- Fanjakana
- Iavinomby-Vohibola
- Isorana
- Mahazoarivo
- Nasandratrony
- Soatanana
Lalana
- lalam-pirenena faha-42
Jereo koa
- the cliffs & caves of Isandra.
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony:
- Distrikan'Ambalavao
- Distrikan'Ambohimahasoa
- Distrikan'i Fianarantsoa
- Distrikan'Ikalamavony
- Distrikan'Isandra
- Distrikan'i Lalangina
- Distrikan'i Vohibato
- ↑ TROISIEME RECENSEMENT GENERAL DE LA POPULA151 056TION ET DE L’HABITATION
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Isandra |
Endrika:Matsiatra Ambony