Ekolojia

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Zavamaniry any amin'ny tampony Ruwenzori


Ny Ekolojia "oikos" (trano) ; et λόγος (siansa).

Ny Ekolojia dia fianarana siantifika ny zavatra mitranga mametra ny fizaràna sy ny fahabetsana ny zavamiaina. Siansa Biolojika ny ekolojia mianatra momban'ny zavamiaina (Biôsenôzy) sy ny taranja fizika (biôtôpy) io zavatra rehetra manomehan'ny ekôsistema (i Transley no namorona azy). Mianatra momban'ny topa angôvo ny taranja (réseaux trophiques) sy ny enerjia mandendeha ao anatin'ny ekôsistema. Ny ekôsistema manondro ny fikambanana miaina sy tontolo manodidina tsy miaina.

Tantara

Loharano

Bibliografia

Teny Frantsay

  • Roger Dajoz (2000) Précis d'écologie. Dunod, (Paris) 615 p.
  • Paul Duvigneaud La synthèse écologique : populations, communautés, écosystèmes, biosphère, noosphère Doin éditeurs 1984 ISBN 2-7040-0351-3
  • Patrick Matagne Comprendre l'écologie et son histoire. La bibliothèque du naturaliste. Les origines, les fondateurs et l'évolution d'une science..., Delachaux et Niestlé, 2002 ISBN 2-603-01268-1)

Rohy ivelany

Faritra jeneraly ny biolojia
Anatomia • Biosimia • Bioinformatika • Biolojia • Biolojia momban'ny Fivoarana • Biolojia momban'ny olombelona • Biolojia momban'ny ranomasina • Biolojia molekolary • Botanika • Ekolojia • Egzobiolojia • Jenetika • Siansa Jeobiololika • Mikrobiolojia • Fiavin'ny fiainana • Paleontolojia • Parasitolojia • Fisiolojia • Taksonomia • Zoolojia