Fiteny anatôliana

I Anatôlia

Ny fiteny anatôliana dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ireo fiteny maty notenenina tao Anatôlia tamin' ny Andro Taloha toy ny fiteny hitita, fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.

Jereo koa

Fiteny indô-eorôpeana