Fiteny balta
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/51/Distribution_langues_baltes.jpg/236px-Distribution_langues_baltes.jpg)
Ny fiteny balta dia ireo fiteny ao amin' ny vondrom-piteny baltô-slava ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ansan' izany ny fiteny litoaniana, ny fiteny letôna, ny fiteny korôniana, ny fiteny selôniana, ny fiteny semigaliana, ny fiteny skalviana ary ny fiteny sodôviana.