Fiteny mazandarany
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/56/Rice_fields_mazandaran.jpg/176px-Rice_fields_mazandaran.jpg)
Ny fiteny mazandarany, izay atao hoe fiteny mazany na tabary na geleky, dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana avaratra-andrefana, tetenina ao Iràna ao amin' ny faritanin' i Mazanderan. Mitovitovy amin'ny fiteny gilaky ny fiteny mazandarany, indrindra raha ny voambolana no heverina. Nisy 3 000 000 eo ho eo ny mpiteny mazandarany manao azy ho fiteny nibeazana tamin' ny taona 1993.
Jereo koa
- Fiteny iraniana sasantsasany: fiteny zazaky - fiteny ôsetiana - fiteny lôry - fiteny korda - fiteny farsy - fiteny dary - fiteny tajiky - fiteny pastô - fiteny balotsy - fiteny gilaky - fiteny talisy - fiteny mazandarany.