Fiteny betsimisaraka atsimo
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/bd/Map_of_Malagasy_language_dialects.svg/341px-Map_of_Malagasy_language_dialects.svg.png)
Ny fiteny betsimisaraka atsimo dia iray amin' ny endriky ny fiteny malagasy isam-paritra ampiasaina any amin' ny faritra misy ny Betsimisaraka, izany hoe fitenim-paritra malagasy, ao amin' ny fianakavia-mpiteny aostrôneziana ity fiteny ity. Notombanana ho 1 830 000 ny isan' ny Malagasy miteny betsimisaraka atsimo tamin' ny taona 2006. Araka ny fanasokajiana lalindalina kokoa dia anisan' ny vondrom-piteny baritô ny fiteny betsimisaraka atsimo. Ity fitenim-paritra ity, sahala amin' ny fiteny betsimisaraka avaratra, dia anisan' ny vondron' ny fitenim-paritra tatsinanana, miaraka amin' ny fiteny merina (fitenim-paritr' Antananarivo renivohitra) sy ny fiteny betsileo ary ny fitenim-paritra hafa avy any atsimo-atsinanana.
Fanovozan-kevitra
- Descheemaeker, RP. A. (1969). Vocabulaire des Betsimisaraka Atsimo Zafindriamanana - poste d'Ambohimangan' i Hovana du Vinany de l'Ampasary à la source du Mananjary, de Ampasimazava (canton de Vohilava) à Ambinanindrano (district d' Ambositra) - Tananarive : 228 p.
- Dez, J. (1960). Le dialecte Betsimisaraka du Sud (région de Nosy Varika) : 259 p. Travail présenté à l'Académie Malgache au cours d'une communication dont le CR par l'auteur peut être trouvé dans le BAM, T. XXXVIII : 102-103.
- Ruud, J. (1955). Etude grammaticale du dialecte betsimisaraka du Sud - BAM , T. XXXIII : 33-55.
Jereo koa
Fiteny malagasy
- Fiteny malagasy
- Fitenim-paritra malagasy: fiteny antambahoaka, antandroy, antankarana, antanosy, antefasy, antemoro, antesaka, bara, betsileo, betsimisaraka avaratra, betsimisaraka atsimo, bezanozano, mahafaly, masikoro, merina, sakalava, sihanaka, tanala, tsimihety, vezo, zafisoro).
Vahoaka malagasy
- Malagasy (vahoaka)
- Foko eto Madagasikara: Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.