Haile Gebreselassie dia mpanatanja-tena mizaka ny zom-pirenen'i Etiopia teraka ny 18 Aprily 1973. Tamin'ny Novambra 2021, i Haile Gebreselassie dia eo amin'ny ady any Etiopia hanoherana ireo mpikomy Tigray.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.