Honahona
Ny honahona dia velaran-tany misy zavamaniry amin' ny ampahany sady ahitana heniheny.
Teny malagasy
Famaritana
Ny honahona dia "fotaka malemy sy mandrevo ary lalina"[1].
Teny mitovitovy hevitra
- Heniheny: "Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo.[2]"
Jereo koa
Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha
Loharano sy fanamarihana
- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Honahona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.
- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.