Ny hopitaly dia toerana fitsaboana ny maratra na marary.
Ny malagasy dia mampiasa ny teny dokotera izay midika koa hoe toerana fitsaboana no sady milaza hoe olona mpitsabo.
Ny maha-samihafa ny hopitaly sy ny toerana fitsaboana hafa dia haben'ny toerana.