Isa miabo
Ny isa miabo dia isa lehibe nono ny aotra, sady mety ialohavan' ny eva +, ohatra 3 na e. (= 2,718281...). Ivelan' ny lahatsoratra matematika, rehefa miresaka momba ny isa miabo na miiba dia tsy tafiditra ao anatin' izany ny isa aotra.
Jereo koa
- Isa ampahany - isa ankasa - isa tsy ankasa - isa haro - isa nanahary - isa taenimpolo - isa tafolo - isa tsiankasa - isa tsimivaky - isa tsy azo tsinjaraina - isa voasaina - isa voatsapa