Liona (fanandroana)

Ny Liona na Alahasaty no vintana fahadimy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Foza na Asorotany no eo alohany ary ny Virijiny na Asombola no manaraka azy.

Ny antokon-kintana Liona sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Liona dia manomboka amin' ny 10 Aogositra ka miafara amin' ny 16 Septambra. Ny fari-potoan' ny Liona araka ny zôdiakan-kintana dia hatramin' ny 16 Aogositra ka hatramin' ny 15 Septambra. Ny Liona ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Jolay ka miafara amin' ny 22 Septambra.
Foza | Liona | Mizana | |
Antokon-kintana | 20 Jolay - 10 Aogositra | 10 Aogositra - 16 Septambra | 16 Septambra - 30 Oktobra |
Zodiakan-kintana | 16 Jolay - 15 Aogositra | 16 Aogositra - 15 Septambra | 16 Septambra - 15 Oktobra |
Zodiaka mikisaka | 22 Jona - 22 Jolay | 23 Jolay - 22 Aogositra | 23 Aogositra - 22 Septambra |
Jereo koa
Evan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
- Ondrilahy - Ombilahy - Kambana - Foza - Liona - Virijiny - Mizana - Maingoka - Bibilava - Mpitifitra Tsipìka - Tandrok' Osy - Mpitondra Rano - Trondro
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: