Malesita

Toby malisita tao Tobique tamin' ny taona 1865, sary nalain' i George Taylor.

Ny Malesita dia vahoaka teratanin' i Amerika . Wulust'agooga'wiks ny anaran' io vahoazka io aminy teny malesita; izy io dia midika hoe "mponinan' ny renirano manja" (Rivière St Jean). Miaina eo amin' ny Rivière St Jean sy ny zanadranony. manasaraka an' i Nouveau Brunswick sy i Québec any Kanada; ary i Maine any etazonia. Anisan' ny fiteny algônkiana ny fteniny ary ny fombany dia manakaikikaiky ny an' ny Micmac sy Passamaquody ary ny Penobscot. Malesita miisa 3 000 no miaina any Nouveau Brunswick, ao anatin' ny mponina Madawaska, Tobique, Woodstock, Kingsclar, St Mary sy Oromocto. 600 izy any Houlton dia 200 anatin' ny firenena malesita ny Viger (Québec)

Tantara

Ao anatin' ny Kônfererasiôn' i Abenaki ny Malesita.