Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Mozilla Firefox dia mpitety tranonkala amboarina ary zarain' i Fikambanana Mozilla Foundation, miaraka amin' olona aman-jatony amin' ny alalan' ny fomba fanamboarana ny rindrakajy malalaka/manan-drenifango azo ovaina, ary amin' ny alalan' ny fahalalahan' ny renifango.