Ny nerônina (avy amin'ny teny frantsayneurone) dia sela ao amin'ny atidohan'ny biby. Ny asan'ny nerônina dia mampitaha ny aratra ahafahan'ny atidoha mibaiko ny ratsana. Eo amin'ny 100 miliara eo ho eo no isan'ny nerônina ao anatin'ny atidohan'olona.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.