I Niccolò Paganini dia Italiana teraka tamin' ny 27 Ôktôbra 1782 tao Genova (Italia) ary maty tamin' ny 27 Mey 1840 tao Nice (Frantsa). Izy dia mpitendry lokanga sy mpitendry gitara ary mpamoron-kira.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.