Pelikana

Ny Pelikana dia karazam-boron-drano lehibe mandrafitra ny fianakaviana Pelecanidae. Mampiavaka azy ny vavany lava sy ny paosin-tendany lehibe ampiasainy hisamborana haza sy handatsa-drano amin' ny atiny nopotserina alohan' ny hitelina.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Pelicans |