Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Pinocchio Logo
Pinocchio dia sarimihetsika faharoa nataon'ny studio Disney, nivoaka tamin'ny taona 7 febroary 1940, nalaina avy tamin'ny angano Avventure di Pinocchio, storia di un burattino nosoratain'i Carlo Collodi tamin'ny taona 1881. Mandray anjara amin'io sarimihetsika io ireo mpilalao malaza toa an'i Cliff Edwards, Dickie Jones, Christian Rub, Mel Blanc, Walter Catlett, Charles Judels, Evelyn Venable, ary i Frankie Darro.