Roraima

Saritanin'i Roraima
Sain'i Roraima

I Roraima dia fanjakana federaly ao Brazila. Ny renivohiny dia Boa Vista. Ny velarantanin'ilay faritany dia 224 298,980 kilometatra toradroa ary ny isam-poniny dia 460 157.

Roraima dia manamorona ny fanjakana breziliana ao  Pará sy  Amazonas ary koa  Venezoela sy  Goiana.

Renirano

Kaomininia


Lalana

Roraima

Ny hany fanjakana Breziliana manana fifandraisana amin'i Roraima dia Amazonas, amin'ny alàlan'ny BR-174, izay mampifandray ireo kaominina any atsimo amin'ireo kaominina ao avaratr'ilay fanjakana, ary tompon'andraikitra amin'ny fampifandraisana an'i Brezila amin'i Venezoela ihany koa. Ny BR-174 dia 992 kilometatra ny halavany ary mamakivaky ny faritanin'ny fanjakana avy any atsimo ka hatrany avaratra, miampita ny Reniranon'i Rio Branco (renirano) amin'ny haavon'i Caracaraí amin'ny alàlan'ny tetezana Caracaraí