Saimaa
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9e/GreaterSaimaa.gif/220px-GreaterSaimaa.gif)
I Saimaa any atsimo-atsinanan'i Finlandy no farihy lehibe indrindra ao amin'ny firenena. Manodidina ny 4.370 kilometatra toradroa, io koa no farihy voajanahary fahefatra lehibe indrindra any Eoropa. Ny Saimaa dia mitodika miantsinanana amin'ny Reniranon'i Vuoksi mankany amin'ny Farihin'i Ladoga any Rosia.
Jereo koa
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Saimaa |