Soanambo

Soanambo na tsirapay

Ny soanambo na tsirapay (Artocarpus altilis) dia karazana zavamaniry mamoa ao amin' ny fianakaviana Moraceae.