Tandavan-tendrombohitra Taorosy

Ny tandavan-tendrombohitra Taorosy dia fitambaran-tendrombohitra mitomandavana ao Torkia izay sisin'ny tany avon'i Anatolia izay mahatratra 3756 m raha ao Demirkazık. Atao hoe Toros Dağları na Toroslar izy amin'ny fiteny torka fa Çiyayên Torosê kosa amin'ny fiteny korda. Amin'ny fiteny grika izy dia atao hoe ὄρη Ταύρου / Orê Taurou.