Tsaratanana (Ifanadiana)
I Tsaratanana (Ifanadiana) dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan' Ifanadiana.
Tantara

Jeografia

Toe-tany

Toe-karena
Ny fambolena akondro sy ny kafe no tena anisany mampalaza ny kaominina Tsaratanàna. Amin'ny maha faritra Tanala azy dia ny fambolem-bary amin'ny alalan'ny tavy no mibahan-toerana.
Jereo koa
- Madagasikara
- Kaominina any Madagasikara
- Tsaratanana (Ifanadiana)
- Kaominina any Madagasikara
Rohy ivelany