Volgograd
48°42′N 44°29′E / 48.700°N 44.483°E
Volgograd
| |||
| Velarantany | 565 km2 | ||
| Isam-ponina | 1 021 215 mponina | ||
| Tanànan-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | |||
| Faritany | NC | ||
| Faritra | Volgograd Oblast | ||

I Volgograd (Rosiana:Волгоград, Tsaritsyn hatramin'ny 1925, Stalingrad nanomboka tamin'ny 1925 ka hatramin'ny 1961), dia tanàna
Rosiana misy mponina iray tapitrisa mahery ary misy mponina 1 021 215 .
Io no foibem-pitantanana sy ara-toekarena ao amin'ny Volga ambany. Toeram-pitaterana lehibe ny tanàna ary foibe indostrialy manan-danja.
Tantara
Nidina teo amin'ny tantaran'izao tontolo izao ilay tanàna ho toerana nisy ny ady tao Stalingrad tamin'ny Ady Lehibe II.
Ony
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Volgograd |