Vorondolo eoraziana

Vorondolo eoraziana

Ny vorondolo eoraziana dia karazana vorondolo, any amin' ny ampahany be amin' i Eorazia. Bubo bubo ny anarany ara-tsiansa. Anisan' ny karazana vorondolo lehibe indrindra izy io. Ny vavy dia afaka mitombo hatramin' ny 75 sm, ary 188 sm ny halavan' ny elany. Kelikely ny lahy.