Basel
47°33′N 07°35′E / 47.550°N 7.583°E
| Basel | ||
| Velarantany | 23,85 km2 | |
| Isam-ponina | 173,552 mponina | |
| Tanànan-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |

I Basel dia tanàna any Soisa. Atao hoe Bâle izy amin' ny teny frantsay, Basel amin' ny teny alemana, Basilea amin' ny teny italiana sy amin' ny teny rômantsa. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 173 552 tamin' ny taona 2022. Ity tanàna ity dia ao amin' ny Kantôn' i Basel-Stadt (frantsay: Bâle Ville).
Ony
Jerea koa
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Basel |