Fiteny baole
Ny fiteny baole dia fiteny ao Afrika izay tenenin' ny vahoaka baole ao amin' ny faritra afovoan' i Kôtidivoara.
Jereo koa
Fiteny be mpampiasa ao Afrika
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.