Fiteny fanga
Ny fiteny fanga dia fiteny banto tenenina ao Kamerona, ao Kôngô Brazzaville, ao Gabôna ary ao Ginea Ekoatôrialy.
Jereo koa
Fiteny be mpampiasa ao Afrika
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.