Hazan-dranomasina
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/ae/Plateau_van_zeevruchten.jpg/272px-Plateau_van_zeevruchten.jpg)
Ny hazan-dranomasina dia karazana biby an-dranomasina izay heverin'ny olombelona ho sakafo, anisan'izany ny trondro sy ny akorandriaka. Ny akorandriaka dia ahitana karazana moloska isan-karazany (ohatra: toy ny zoity, ary toy ny horita sy angisy), krostasea (ohatra ny makamba, foza, ary langosta).