Ivo (jeômetria)

Ny ivo dia teboka tokana izay mampitovy elanelana amin' ny teboka miavaka hafa rehetra amin' ny zavatra ara-jeômetria sasany. Ny faribolana sy ny kapila sy ny bola ary ny kantsana, ohatra, dia manana ivo. Manana ivo koa ny efamira, ny mahitsizoro, ny miraefadafy, ny roazodafy.

Jereo koa