Lemaka (jeômetria)

Ampahan-demaka telo mirazotra

Amin' ny jeômetria, ny lemaka dia velarana fisaka tsy voafetra, izay ahitana firesahana fandaharan-teboka, zoro ary zeva, ary ny lemaka dia ahitana teboka, hitsy, faribolana ary endrika ara-jeômetria hafa koa.

Jereo koa