Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Ny Valantsa (València amin'ny fiteny valentsiana, Valencia amin'ny fiteny Espaniola) dia tanàna any Espaina, any antsinanana ao espaina, voaforon'i Junius Brutus Callaicus ny tanànan'ny Valentsa tamin'ny 138 AJK ny anarany tamin'io fotoana io dia Valentia Edetanorum, ny renirano Turia no miampita ny tanàna.