Skype
Skype dia rindra malalaka natao ho ampiasain'ireo mpampiasa azy eo amin'ny antso-finday sy antso-videô amin'ny alalany fampiasana aterineto. Betsaka ny fiasan'io rindra na "logiciel" io : manao fandefasankafatra mitohy, mamindra ny tahiry, ary fampihaonana amin'ny alalan'ny videô,...
Tantara
Tamin'ny voalohany dia i Niklas Zennström et Janus Friis no namorona io skype io tany amin'ny taona 2003 izany.
Ny faha 14 jona 2012, dia nividiny orinasa Microsoft izy io.
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Ny fivoarany
Fiasany sy ny tanjany
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Toetoetrany
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Jereo koa
- Voix sur IP
- Google Voice
- Viber,
- GNU Free Call
Rohy ivelany
- Tranokala ofisialy : [1]