Ulysses S. Grant

Ulysses S. Grant
Ankapobeny
Anarana Ulysses S. Grant
Teraka 27 Aprily 1822
Maty 23 Jolay 1885
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Ulysses S. Grant (*27 aprily 1822 tao Point Pleasant, Ohio; † 23 Jolay 1885 tao Wilton, New York) dia jeneraly, mpanao politika, Etazonia. Komandin'ny lehiben'ny tafika amerikana tamin'ny ady an-trano izy ary filoha faha-18 an'ny Etazonia nanomboka tamin'ny 1869 ka hatramin'ny 1877.


Filohan'i Etazonia

nodimbiasany Filohan'ny Etazonia faha-18 mpandimby
Andrew Johnson Ulysses S. Grant
1869-1877
Rutherford B. Hayes

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.